|
|
|
|

Entrée1  toy ny
Mots élémentaires  2  toy, ny
Partie du discours  3  locution
Exemples  4  [2.508#298] Mafy toy ny vato ny foko!
5  [2.69#27] Mandeha izy toy ny hirebika
6  [2.117#116] Tsy mba manana tandroka toy ny omby izy
7  [2.558] toy ny hazo, matin' ny hitsiny, ary toy ny omby, matin' ny taviny

Anagrammes  8  intoy, itony, nioty, toy ny

Mis à jour le 2025/01/21